Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Avrily, 2008

Isiraely : Orinasa isiraeliana mivoatra endrikendrehina fa mangala-bato any Zimbabwe

Tamin’ny Zoma 28 marsa dia nisy gazetinkala antsoina hoe “Zimbabwe Online” (Zimbaboe eo ampifandraisana) namoaka lahatsoratra namoaka lahatsoratra miampanga ny Cogniview, orinasa an-dalam-pivoarana Israeliana, ho manampy an’i Robert Mugabe hangala-bato. Nolazain’i Tendai Biti, sekretera jeneralin’ny Antoko Hetsika ho amin’ny Fiovana Demokratika (MDC) tamin’ny mpanao gazety tao Harare fa nanampy ara-teknika...

Jordana : Aterineto lafo indrindra manarakaraka an'i Marôka

An American in Jordan [Amerikana iray aty Jordana] no mitatitra ny halafon'ny fampiasana Aterineto any Jordania : “The Jordan Times is reporting that Jordan’s Internet prices are among the highest in the region due to the imposed 16 percent sales tax. In fact, Jordan ranks second only to Morocco, which...

Zimbamboe : hatsikana politika

Bolgaria: Manohitra ny “Fanelingelenana” ny Internet

Ny 30 janoary. . Ny andrimpanjakana milaza fa fampiharana izay voalazan'ny Directive 2006/24/EC izy io, raha fanitsakitsahana ny fahalalahan'ny tsirairay kosa ho an'ny maro an'isa mampiasa internet any Bolgaria. Ny hetsika sivily Electronic Frontier dia namoaka fanangonan-tsonia (petition) (BUL) tamin'ny internet hanoherana ilay didy, olona efa maherin'ny 1150 sahady no...

Nikaragoa : Fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto

Cristhian no mitatitra ao amin'ny blaogy Economía y Más fa i Nikaragoa no manana ny taha iva indrindra amin'ny fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto any Ivon'i Amerika : En la actualidad Nicaragua se encuentra en el ultimo lugar, en términos de acceso a Internet, a nivel Centroamericano incluyendo a Republica Dominicana...

Jordania: Misy tontolom-bolongana Arabo hafa koa ka!