· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Novambra, 2007

Afrika Atsimo : Nivoaka ny endrika Beta-n'ny SynthaSite

  08 Novambra 2007

SynthaSite dia rafi-kajy [software | logiciel] narafitra tany afrika atsimo mba hanamorana ny famoronana vohikala hoan'ireo olona tsy mbola havanana loatra amin'ny lafiny teknika manodidina izany: « The structure of the site is geared more around making it easy for users with no technical (html & css) knowledge to create...

Shina: Sainam-pirenena nampiady

  05 Novambra 2007

Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG) 2007] notontosaina tany Seattle USA nandritra ny fotoam-panolorana medaily. Nampirongatra ireo mpilalao tahaka an’i Sha Junchun (aka PJ) sy Li...

Roandà : Fivoriambe mikasika izay fomba hampifandraisana an'i Afrika

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Oro dia mampifandray an'i Afrika. Ny « connect Africa » dia fivoriambe natao hiresahana momba ny vaha-olana azo asetry ireo fanontaniana momba ny fampifandraisana aty Afrika, naharitra roa andro ary notanterahina tany Roandà izany fivoriana izany : « The present story is clearly sad — less thank 4%...

Myanmar: Tapaka indray ny aterineto

  03 Novambra 2007

Tapaka indray ny rohy mampifandray amin'ny any ivelany amin'ny alalan'ny aterineto. Voalazan'ny ao amin'ny rohy fa vao noroahin'ny mpitondra jadona hiala ny taniny ihany koa ny diplaomatinn'y Firenena mikambana iray. Ny vaovao heno omaly (fa tsy nahitako tohiny na marina na tsia) dia hoe nisy niverina an-dalambe indray ny mpitoka-monina...

Shina : Niverina i Youtube

  01 Novambra 2007

Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube. Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy Andrew Lih ary Graham Webster. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana...