Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Septambra, 2024
Ireo fandresena sy fitsapan'i Afrika nandritra ny lalao paralaimpikan'ny taona 2024
Atleta manodidina ny 4.400 manerana izao tontolo izao no mifaninana hahazo medaily 549 amin'ireo taranjam-panatanjahantena 22 ifaninanana, Voamarika ny fisoloan-tenan'i Afrika, nahitana mpandray anjara para-atleta 312 avy amin'ny firenena 44.
Iza i Iron Biby, ilay mpanao fanatanjahantena mampirehareha an'i Borkina-Fasô?
Eo amin'ny tontolon'ny fanatanjahantena, ny fibatàna fonjam-by no mampalaza an'i Borkina Fasô, hany firenena afrikàna manana tompondaka amin'io taranja io noho ilay atleta Iron Biby.
Lanonana paralaimpika ao Syria iharan-tsivana sy tsikera hoe fanompoan-tsampy
Niteraka tsikera mamaivay avy amin'ny vondrona mahery fihetsika sy nampiato ny lanonana ny fampiasana fanilo olaimpika ao Idlib.T