Tantara mikasika ny Media-sôsialy tamin'ny Aogositra, 2022
Fantaro i Wali Ntumba, mpikatroka ho an'ny fiteny Tshilubà miezaka ny hampandray anjara ny tanora amin'ny alàlan'ireo fitaovana nomerika
Amin'ny alàlan'ny famoronana fitaovam-pianarana ety anaty aterineto, antenain'i Wali ny ho aingampanahy ho an'ny tanora hahazoan'izy ireny fahatokisan-tena amin'ny fahaizany ny Tshilubà, fitenin-dry zareo