Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Septambra, 2017

Nampisavorovoro Ireo Mpanara-Dia Azy An-tapitrisany Ny Fanamelohana Ilay Mpitondra Fivavahana Indiana Ho Nanao Fanolanana

Raha nankany amin'ny fitsarana tao Panchkula ity mpitarika ny Dera Sacha Sauda ity niaraka tamin'ny fiara miisa 700, dia nifamory teny an-dalamben'ny Haryana sy Punjab kosa ny mpanaradia azy an'arivony mba hanohana ny ' olon'andriamaniny.'

Azia Atsimo: Holi, Fampakarambady, Bollywood, Ranomandry, sns…

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007) Arahabaina isika rehetra mpamaky nahatratra ny Holi. Ny fetiben'ny loko fanaon'ny Hindò rehefa lohataona no isan'ny fetibe nentindrazany tena malaza indrindra any India sy Nepal. Lazain'ny South Asia Biz hoe ny tarika Indiana mpilalao Cricket, izay tany Karaiba tamin'io fotoana io hiady izay ho...

Namely An'i Haryana Sy Punjab Ny Fanakatonana Aterineto Farany Indrindra Tao India

Efa nahitana fanakatonana ny aterineto miisa 106 tao India hatramin'ny taona 2012 araka ny voalazan'ny Foiben-Dalànan'ny Fahalalahan'ny Rindrambaiko ao New Delhi.