Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Jona, 2018
Na mandràra ny Facebook na tsia i Papouasie-Nouvelle-Guinée, milaza ireo mpitsikera fa mbola voarahona ny fahalalaham-pitenenana

"Raha matotra amin'ny fiarovana ny olom-pireneny amin'ny aterineto ny governemanta, dia ny fametrahana tontolo izay ahafahan'izy ireo mampiasa aterineto no tokony ho tanjona, fa tsy ny fanakatonana ny ampahany amin'izany."