Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Febroary, 2015
Nohalefahan'ny Governemanta Amerikàna Ny Sazy Mba Hahafahana Manondrana Fitaovam-pifandraisana Ho An'ny Olon-tsotra Ao Sodàna

Namoaka fahazoan-dàlana ankapobeny hahafahana manondrana fitaovana sasantsasany momba ny teknolojiam-pifandraisana ho an'olon-tsotra natao halefa ho any Sodàna ny governemanta Amerikàna