Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Aogositra, 2013
Ny Fanenjehan'ny Fitondrana Shinoa Ireo Tranonkala Mahaleotena “Tsy Ara-dalàna”
Maro ny habaka no nakatona satria tsy nahazo lisansa, na lazaina fa misoloky andrim-panjakana na manampahefana, amin'ny fampiasana voambolana tahaka ny hoe "Shina" na "vahoaka" amin'ny anarany.