Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Avrily, 2013
Venezoela: Voabahana Nandritra Ny “Telo Minitra” Ny Aterineto Tamin'ny Androm-Pifidianana

Ny hariva be tamin'iny Alahady 14 Aprily androm-pifidianana tao Venezoela iny, tapaka ny fahafahana miditra aterineto tamin'ny alàlan'ny CANTV, ilay voalohany mpanome tolotra ao amin'ny firenena, efa ho roapolo minitra hoy ny filazan'ireo mpampiasa azy io ary "tsy nihoatra ny telo minitra" hoy ny manampahefana..