· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Marsa, 2011

Uzbekistan:Fantatra ireo fahavalon'ny Aterineto

GV Mpisolovava

12 Martsa no Andro Eran-tany enti-manohitra ny Fanivanana anaty Aterineto. Natsangan'ireo Reporters Without Borders tamin'ny 2008, ny tanjona amin'izany dia ny hanapariahana ny hevitra momba ny Aterineto tsy misy fetra sy malalaka ho an'ny rehetra.

19 Marsa 2011