Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Oktobra, 2010
Hong Kong: Mafàna fo telo anaovan'ny Facebook antsojay

[Fanamarihana: Ny rohy rehetra miasa ato dia amin'ny teny anglisy avokoa] Tamin'ny herinandro lasa, kaontina mafana fo telo avy ao Hong Kong no nahanton'ny Facebook. Izy ireo dia mpitantana vondrona...
Ejipta: Fepetra Vaovao Hanaraha-maso ny Votoatin'ny SMS

Ny National Telecommunications Regulatory Authority (NTRA), Manampahefana mpandrindra ny fifandraisandavi-pirenena, dia nanapa-kevitra hametraka rindran-damina vaovao ao Ejipta tamin'ny 11 Oktobra hanerena ireo orinasa rehetra mpandefa hafatra fohy (SMS) gaboraraka mankany amin'ny finday mba haka fahazoan-dàlana avy amin'ny sampan-draharaham-pirenena sy hàka fankatoavana mikasika ny votoatin'ny hafatra alohan'ny handefasana azy ho ana sokajin'olona manokana, izay napetraka hanaramaso ny tolotra SMS