Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Novambra, 2022
Fiainana, nitsahatra: Aina nafoy tamin'ny fanoherana tao Belarosia
Namoaka lohahevitra iray tao amin'ny Twitter i Hanna Liubakova, Belarosiana mpikambana ao amin'ny Atlantic Council, mpanao gazety sady mpampiofana media, momba ny tranga farany sady nanafintohina indrindra mikasika ireo gadra politika ao Belarosia.
‘Tena sarotra ny mahita fanoherana rehefa tsy ahitàna sarina fihetsiketsehana an-dalambe': Antsafa nifanaovana tamin'i Hanna Liubakova, Belarosiàna mpikatroka,
Mpanao gazety malaza miaina an-tsesitany, mpikambana tsy mipetraka maharitra ao amin'ny Filankevitr'i Atlantika no sady mpampiofana ireo media momba izay tokony hataon'ny media mpanohitra ao amin'ny firenena rehefa tsy misy hetsipanoherana hita maso ao anaty jadona
Hety volon'ny mpianatra, niteraka fihetsiketsehana tany an-tsekoly tao Angôlà
Ho setrin'ireo resabe, niditra an-tsehatra nitondra teny miampita iray ny minisitra angôley misahana ny fampianarana, nanasàny ireo toeram-pianarana mba hiady amin'ny fanavakavahana
Mpikatroka ampolony notanan'ny polisy nandritra ny famorian'ny antoko mpanohitra tany Azerbaijan vahoaka
Araka ny tatitry ny fampahalalam-baovao ao an-toerana, nanomboka nihodidina ireo mpikambana ao amin'ny antoko sy ireo mpanatrika hafa ny polisy ora maro mialoha ny fihetsiketsehana nokasaina atao.
Ampangain'ny mpikatroka ny fihenan'ny fahalalahana maneho hevitra ao Filipina
“Marihanay fa nivoady hiaro ny mpanao gazety i Ferdinand Marcos Jr. ary mihantsy ity fitondrana ity izahay mba hanameloka ny famonoana ny media, ary handika ny fampanantenany ho hetsika mivaingana.”