· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Novambra, 2018

Palestina: Hatezerana Noho ny Nahafatifaty Fahatany Zazalahy kely Iray

  11 Novambra 2018

Araka ny tatitra iray nataon'ny BBC News, nitifitra zazalahy kely iray 10 taona ireo miaramila israeliana ary nahafaty azy nandritra ny fihetsiketsehana nanoherana ny sakana najoro tao Naalin. Na dia nitifitra an'ireo mpanao fihetsiketsehana hafa tamina bala fingotra aza ireo miaramila ary nandratra olona 18, io zazalahy kely io irery no hany tokana voan'ny bala tena izy.