Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Jona, 2018

Mampitambatra ny vehivavy hanohitra ny fihetsika fanambatiana vehivavy ataon'ny filohan'i Filipina Rodrigo Duterte ny fanentanana #BabaeAko

"Renim-pianakaviana, mpampianatra, Filipiana aho. Manameloka an'i Duterte aho noho izy mpankahala vehivavy sy milaza fa "azo ekena" ny fankahalana sy ny fanafihana vehivavy."

Brezila: Ataon'ny mpiserasera fialam-boly ny famelezana ireo politisiana mpanolikoly

Lalao video ahafahanao mitifitra mpanao politika Breziliana voampanga amin'ny kolikoly.

Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo

Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).

Bosnia Sy Herzegovina : Takian'ireo Mpanao Hetsipanoherana Ny Rariny Ho An'ireo Fahafatesana Roa Tsy voavaha

Niely nanerana an'i Bosnia sy ny zanany am-pielezana ny hetsi-panoherana mitaky ny rariny tamin'ny fahafatesan'ilay tanora 21 taona, David Dragičević.

Miasa miaraka ny mpikatroka Taiwaney sy ny mpikatroka Vietnamiana hanome rariny ara-pitsarana ireo tra-boinan'ny fiainana an-dranomasin'i Vietnam

"Raha efa nizaka izao karazam-pangirifiriana izao isika, dia tsy tokony hanavesetra izany amin'i Vietnam."

Etazonia: Mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna manomboka ny herinandron'ny hetsika tamin'ny 22 Febroary

Na dia eo aza ny fahatongavan'ny taona hafa tsy misy lalana ho an'ny maha-olom-pirenena ny mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna ao Etazonia, manohy ny fihetsiketsehana ireo mpikatroka.

“Ho Hitanay Ianareo Ary Hahantonay” : Rahonana Ireo Blaogera Rosiana Noho Ny Ezak'Izy Ireo Mamoaka Ny Fiainana Manokan'ireo Cossacks Mpanohana Ny Governemanta

"Nanomboka tamin'ny andrana vitsivitsy hijirihana ny Bot-n'ilay fantsona ilay izy, ary avy eo dia nanomboka niseho ny fandrahonana mahafatifaty."

Tarika mpanaraby iraniana mihira hiram-pitiavana ho an'ny Telegram taorian'ny fanakanana azy

Raha vao niankina taminao aho, dia nosakanana tampoka ianao ary lasa ka ity VPN ity sisa no tavela eto amiko, izay hany tetezana eo amiko sy ianao.

Etazonia: fifandonana tamin'ny polisy nandritra ny fihaonambe G-20 tao Pittsburgh

Namoaka sary sy lahatsary misy ny fifandonana teo amin'ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny polisy nandritra ny fivoarian'ny G-20 an'ireo mpitarika manerantany tao Pittsburgh, Pennsylvania tamin'ity herinandro ity ny olom-pirenena.

Manakatontranonkala ireo miahy tena malaza ao Tanzania fa antomotra ny fanombohan'ny “fampandoavana hetran'ny bilaogera”

Tsy fahazoan-dalana hanivanan-tena ihany izany fa koa fomba iray mba ho lasa fitaovam-panjakana hanivana ny zon'ny (mpandray anjara) hafa haneho hevitra