Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2017

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Janoary, 2017

02 Janoary 2017

Asongadin'ny Fanafihana ny ONG Iray Miady Ho An'ny Zon'ny Mpiasan'ny Orinasa Makedoniana Mpanao Lamba Ny Loza Mananontanona ny Fiarahamonina Sivily

Ny fanafihana ny tranon'ny ONG iray izay manohana ny zon'ireo piasa amin'ny orinasan-damba, dia nampihena ny ezaka hanatsarana ny fepetra mahatsiravin'ny asa any amin'ireo orinasan-damba any Makedonia.

Iraniana Mpiaro Ny Zon'ny Sivily: Manohy Ny Fitokonany Tsy Misakafo, Manohitra Ny Nisamborana Ny Vadiny Noho Ny Fanoratana Tantara An'eritreritra

GV Mpisolovava

Nahatratra ny teboka faratampony ny fanentanana hamonjena ilay mpiaro ny zon'ny sivily Arash Sadeghi. Tao anatin'ny roa volana nanaovany fitokonana tsy misakafo, maro no manahy hoe ambivitra ny ain'i Sadeghi.

Afaka Manatsoaka Lesona Tamin'ny Tantaran'ny Fihetsiketsehana Tao Però Ny Mpikatroka Manerantany

Raha mijery ireo nataon'ny fiarahamonina sivily tamin'ny taompolo 1990 tao Però, dia afaka manatsoaka lesona amin'ny fanoherana ny didy jadona ny mpikatroka manerantany ankehitriny.

01 Janoary 2017

Mitondra Hafatra Lehibe Ireo Saribakoly Kely Avy Amin'ny Fonja Vietnamiana Iray

"Ny zavatra tsy voamariky ny manampahefana dia ireo hafatra entin'ireo saribakoly eo anoloan'ny tarehiny avy hatrany -- tsy afaka ny hanakatra izany fotsiny izy ireo"