Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Jona, 2016
Gineana Maromaro Miantso Ny Fialan'ny Filohan'ny Repoblika
Nisy vondron'olompirenena nanangana fanangona-tsonia an-tserasera mba hanesorana amin'ny asany ny Filohan'ny Repoblikan'i Ginea-Bissau, José Mário Vaz, noho ny fiheverana fa izy no fototra miteraka ny savorovoro politika andalovan'i Ginea-Bissau.
Fanentanana “Alatsinany Mainty” Tao Kambodza Ho Fitadiavana Fanafahana Ho An'ireo Mpiaro Zon'Olombelona Nofonjaina
"Mahatsikaiky ny fahatahoran'ny governemanta ireo olona mitafy miloko. Ataon'ny manampahefana lasibatra isika satria mitafy akanjo mainty fotsiny, izay fihetsika am-pilaminana anehoana tsy fankasitrahana."
Mampiakatra Ny Kabarim-pankahalana Ny Media Sosialy Ao Afghanistan
"Pashtun be fialonana, Tajik mpatsaka, Hazara mpibata entana ary Ozbeks arafesina atidoha, miarahaba!"
#PanamaPapers Milaza Ny Tantara Mahazatra Momba Ireo Sangany Ara-politika Ao Pakistan
Iray amin'ireo vaovao tafaporitsaka teo amin'ny tantaran'ny asa fanaovan-gazety ny filazana ny haremben'ny fianakavian'ny Praiminisitr'i Pakistan Nawaz Sharif, ankoatra ireo mpitarika hafa manerantany.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...