· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Janoary, 2014

Syria: Vehivavy Afaka Ao Darayya

Nirotsaka an-tsehatra tamin'ireo fihetsiketsehana sy fisantaran'andraikitra marobe nanomboka tamin'ny fiandohan'ny fitroarana Syriana, tamin'ny lohataona 2011 ireo Vehivavy Afaka ao Darayya. Miasa any amin'ny firenena hanaovana sesitany ny tenany sy ny fonja izy ireo ankehitriny.

Taonan'ny Pogrom Ao Rosia

Taona nihazakazahan'ny herisetra ara-poko ny taona 2013 ao Rosia. Tsy hafa amin'izany ny tranga farany tamin'iny faran'ny herinandro iny tao an-tanànan'i Arzamas. Fanamarihana: Ny Pogrom, araka ny famaritana ao amin'ny wikipedia teny frantsay, dia avy amin'ny teny rosiana milaza fanafihana, fanaovana herisetra ary famonoana ataon'ny foko iray amin'ny foko hafa.