Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Desambra, 2011
Rosia : Fandinihana Ny Mety Ho Hamafin'ny Korontana Amin'ny Hetsi-panoherana Ny Asabotsy Androm-pifidianana
Koa satria ny toe-draharahan'ny voka-pifidianana Rosiana sy ny momba ireo mpanao fihetsiketsehana voatazona manerana ny firenena dia mbola tsy voavaha, dia mponina avy amin'ny tanàna maro no niomana hanao fihetsiketsehana ny Asabotsy 10 Desambra 2011.. Alexey Sidorenko dia nandinika ny isan'ireo vondrona anaty aterineto sy ny mety ho fiantraikan'ireo hetsi-panoherana.
Lahatsary: Mamaly ny Media Amin'ny Alalan'ny Webcam i Afovoany Atsinanana
Maneho hevitra Amin'ny Fahitalavitra ao Moyen Orient (Talk Back TV Middle East), fomba iray ahafahan'ny olona ao Moyen-Orient sy Afrika Avaratra mamaly sy maneho hevitra ao amin'ny fahitalavim-panjakana voafehy sy amin'ny fampahalalam-baovao mampiasa webcam sy solosaina fotsiny. Nohazavaina tato amin'ny maneho hevitra amin'ny tranokala (talk back website ny fandehan'izany: Mahita zavatra...
Pero: Lahatsary Ahitana ny Fihetsiketseham-panoherana ny Fitrandrahana, Andiany I
Fihetsiketsehana vao haingana manohitra ny fahapotehan'ny tontolo iainana noho ny fitrandrahanana harena an-kibon'ny tany ao Però no nitarika ny fampiasana fitaovam-pahalalam-baovao marobe, tamin'ny alalan'ny fanentanana sy famoahana lahatsary nalain'ny olom-pirenena nandritra ny hetsika, ahitana ny fahamaizana niseho sy ny sisa maro hafa izany. Manampy amin'ny fahazoana mazava tsara ny zava-misy mikasika...
Iran: Aiza ny Mpiara-mianatra Amiko?
Maro ireo seza banga ao amin'ny oniversite ao Iran, sezan'ireo mpianatra izay tsy hita popoka ankehitriny. Tsy afaka nandia ny fianarana ny sasany noho ny resa-pinoana, toy ny mpikambana ao amin'ny finoana vitsy an'isa, Baha'i izay enjehina, ny hafa kosa nogadraina noho ny fanaovana politika, novonoina teny an-dalana, na noterena handao an'i...
Libya: #OccupyTripoli Manohitra ny Fitondrana Fitaovam-piadianans
Nanao fihetsiketsehana tao an-drenivohitra Tripoli ny Libyana androany, ho fanoherana ny fampiasana fitaovam-piadiana, tao amin'ilay kianja malaza antsoina hoe kianjan'ny Martiora, kianja Maitso teo aloha, no nanaovana ny hetsika. Mpisera Twitter maro no tonga tao mba hampita mivantana ny hetsika nomena anarana hoe #BodoyTripoli. Soram-baventy nandritra ny hetsika...
Syria: Voaheloka i Razan Ghazzawi, Manohy Ny Fanentanany Ireo Bilaogera
Valo andro taorian'ny nisamborana azy, voaheloka i Razan Ghazzawi, araka ny lahatsoratra iray navoakan'ny Lebanese Daily Star, voampanga aminà "fananganana fikambanana mikendry ny hanova ny mpitarika ara-tsosialy sy ara-toekarena eo amin'ny firenena" ary "manao izay hamparefo ny fahatsapan'ny olona ho olom-pirenena, ka manandrana mandrehitra ny afon'ny fifankahalàna isam-paritra" sy "mandemy...
Rosia : Ny Fitroaran'ireo “Hamsters”-n'ny Aterineto
Ny ampitson'ny androm-pifidianana, ireo Rosiana dia nivondrona mba hikomy ho fanoherana ny hosoka tamin'ny fifidianana. Na dia ho very seza 77 aza ny Antoko Rosia Mitambatra (United Russia) oharina amin'ny Duma teo aloha, araka ny vokatra vonjimaika, ny ankamaroan'ireo mpikomy dia mihevitra ilay fifidianana ho sady tsy madio, no tsy...
Rosia : Androm-pifidianana Rakotry ny DDoS
Tonga ny androm-pifidianana ny parlemanta Rosiana. Ary miaraka amin'izany, ny fanafihana amin'ny DDoS sy ny hosoka. Fanadihadian'i Alexey Sidorenko
Ejipta: Fahatsiarovana An'i Khaled Said Hisiana Izao Tontolo Izao Tsy Misy Herisetra
Tsy tsaroana ho endriky ny revolisiona ejipsiana ihany i Khaled fa mariky ny ezaka hampitsaharana ny fampijaliana sy fiarovana ny iharan'izany. Mbola velona amin'ny alalan'ny antontan-kevitra, hira ary sarisary amin'ny rindrina ny fahatsiarovana azy.
Ejipta : Famintinana Ilay Hetsi-panoherana Revolisionera Andiany Faharoa Farany
Miran Hosny dia namintina ilay hetsi-panoherana andiany faharoa farany tao Ejipta. Ny isan'ireo olona maty ao Ejipta dia efa eo amin'ny 40 eo ary araka ny nambara dia mbola nanohy ny fanafihana sy ny fangalam-piery tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana ny "Central Security Forces" sy ny polisy, izay mitoraka entona mandatsa-dranomaso sy...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...