Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2021

Tantara mikasika ny gazety tamin'ny Febroary, 2021

Rosia: Mitady fialokalofana any Géorgie ilay [zazavao] voantso ho miaramila 

Nangataka fialokalofana any amin'ny Repoblikan'i Géorgie mba handosirana ireo “fepetra tsy zaka” ao amin'ny tafika Rosiana i Aleksandr Glukhov, tanora Rosiana 21 taona voantso ho miaramila. Tao amin'ny toerana fisakafoana McDonald's any Tbilisi no iray tamin'ireo fisehoan'i Glukhov tamin'ny fampitam-baovao.