· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Desambra, 2017

Maraoka: Fifidianana Frantsay

Mbola mifandray tsara amin'ny firenena (Frantsa) i Maraoka, amin'ny maha tany arovan'ny Frantsay azy taloha. Noho izany, tsy tokony mahagaga raha lohahevitra malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy tamin'ity herinandro ity ny fifidianana filoham-pirenena ao Frantsa ity.

Hong Kong: Ho Ataoko Vita Ny Asa

  13 Desambra 2017

Tsy resy lahatra aho hoe tsy hivadika amin'ny lehibeny ny mpanohana, ny ankamaroan'izy ireo mihevitra fa "toa mety hitondra amin'ny fanaovana hadisoana ny fiasana bebe kokoa", "Tsy amin'ny fiasana mafy no hiakaran'ny karamanao" , ""Tsy misy lehibe tsara fanahy izany ary tsy afaka matoky ny mpiaramiasa aminao mihitsy ianao"