· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Janoary, 2011

Frantsa: Filaharam-pireharehana Toniziana tany Parisy

  24 Janoary 2011

Anio, 15 Janoary, no manamarika ny "iray andro taoriana"sy ny andro voalohany naha-afaka an'i Tonizia tamin'i Ben Alia. Na eo aza ny ahiahiny momba ny herisetra tsy miato any Tonizia, ny havany ary ny hoavy, nampanantena tena ireo Toniziana 600 000 any Frantsa faindray andro any dia hifaly, hankalaza ary hizara fihetseham-po mahafinaritra iraisana. Ireto misy sary vitsivitsy avy amin'ny fampisehoana fireharehana Toniziana tany Parisy.

Thailandy: Miverina indray ireo mpanohitra miakanjo mena

  17 Janoary 2011

Ireo mpanohitra ny fitondrana miakanjo mena any Thailand no nanetsika ireo mpikambana ao aminy an'arivony tao afovoan'ny Bangkok hanohy ny fitakiany ho amin'ny fanovana demokratika any an-toerana. Milaza ny mpitandro ny filaminana fa nahazo olona 30 000 ny fihetsiketsehana fa ireo mpikarakara kosa milaza fa 60 000 no nidina an-dalam-be. Ity...