· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Septambra, 2017

Shily: Andron'ny Tanora Mpiady

  25 Septambra 2017

Nandritra ny vanim-potoanan'ny mpanao didy jadona tao Shily, nisy namono ry Rafael sy Eduardo Vergara mirahalahy. Niady tamin'ny governemanta izy ireo. Nanomboka tamin'izany, nisy ireo fikambanana sasany tany Shily nankalaza ny andron'ny "tanora mpiady".

Trinite Sy Tobago: “Mijoroa. . Ho An'ny Zavatra Iray”

  23 Septambra 2017

Mihevitra aho fa nety tsara tamin'ny fotoana nanolorana azy ity lahatsary novolavolain'ilay mpanakanton'ny fampitam-baovao Trinidadiana Elspeth Duncan ity tamin'ny andro nanambarana ny tetibolam-panjakana taona 2007 an'i Trinite sy Tobago izay mety ahitana  ny sosokevitra   rehetra momba ny fanovana ny fiainana araka ny resaky ny olona eny an-dalambe. 

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/12/06)

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2006) Vao avy nahavitra indrindra ny fihodinana tamin'io fifidianana roa, Parlemantera sy Monisipaly, nataony i Bahrain, izay nahitàna parlemanta islamista tohanan'ny governemantan'ny maro an'isa. Ho an'i Mahmood Al Yousif, kandidà ‘liberaly’ toaka monja no tafita ho ao amin'ny parlemanta. “Tsy ny rehetra ankoatra ilay kandidà...