Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Jona, 2017

29 Jona 2017

Tonizia: Vehivavy Iray Mpampiasa Facebook Nampidirina Amponja Noho Ny Fanaparitahana Ireo Honohono Mety Hanakorontana Filaminam-bahoaka

GV Mpisolovava

Mpitsara taloha [...] nametraka fialàna noho ny taratasy misokatra nalefany ho an'ny filohampirenena [...] manameloka ny tsy fisiana fahaleovantena eo amin'ny fahefam-pitsarana [...] mihevitra fa ny governemanta dia mitady olona atao sorona ao anatin'ny raharaha mikasika tsaho. [...] Mbola manjavozavo be ny lalàna toniziana raha mikasika ny fanaparitahana ireo tsaho...

Fandresen'ny Fikatrohan'ny Olom-pirenena Rehefa Nangatahan'ny UNESCO ny Hampiatoana Ireo Tetikasa Fanorenana Rehetra Ao Amin'ny Farihy Ohrid

Ny Farihy Ohrid ao Makedonia no farihy tranainy indrindra ao amin'ny kaontinanta Eoropeana kanefa nikasa hanova ny faritry ny vakoka natoraly ho toeram-pialamboly goavana ny governemanta teo aloha .

Nahoana No Nandray Anjara Tamin'ny Fifidianamben'ny Fanjakana Mitambatra Ilay Olompirenena Britanika Teraka Etiopiana

"Reharehako i Yemi Hailemariam, vadin'i Andy Tsege, izay nandia ny làlana rehetra mankany Maidenhead mba hihaonana amin'i Theresa May & hangatahana ny famotsorana an'i Andargachew."

An'aliny Ao ny Kroasia no Manameloka ny Tsy Fahombiazan'ny Governemanta Amin'ny Fanavaozana ny Sehatry ny Fanabeazana

“Tsy mila fitaizana sy fanabeazana patriarika izahay”; “Ataovy any amin'ireo fianarana mamily fiara ny fivavahana”; “Ataovy any an-tsekoly ny fanabeazana ara-pananahana”.

Mpiady amin'ny Kolikoly Voafelaky ny Fiampangàna Ho Nanao Kolikoly Any Azia Afovoany

"Efa simba hatry ny ela ny zavatra rehetra. Tsy misy azo avotana intsony!"

28 Jona 2017

Rahonan'ny Polisy Amin'ny Alàlan'ny Twitter Hoe Hosamborina ireo Maldiviana Bilaogera Any Ivelany

GV Mpisolovava

Maldiviana efatra mpitoraka bilaogy sady mpikatroka izay mipetraka any ampitan-dranomasina ho nandefasana didy fisamborana avy any amin'ny polisy tamin'ny herinandro lasa teo. Araka ny fahitana azy dia toa nokendrena izy ireo satria manondrotra ny tsy fironana amin'ny finoana, na izy ireo tsy mpino.

27 Jona 2017

Mampitsahatra ny Tranokalan'ny Mpanivan'ny Fanjakana Rosiana Ireo Mpiady Anaty Akata Nomerika

GV MpisolovavaAkon'ny RuNet

Ny fomba namitahan'ny mpijirika ireo mpamatsy tolotra Aterineto tamin'ny nibahanany ny vohikala mpanivan'ny fanjakana.

Hametra-pialàna Sa Tsia: Roa Mpanao Lalàna Mametraka ny Raharahan'Ireo Amin'ny Fifidianana “Fitsipaham-pitokisana” Natao Tamin'ny Lehiben'ny Fitsarana Any Trinidad Sy Tobago

"Ny fotoana manan-danja amin'ny fikatsahana fandraisana andraikitra" na "ny antso tsy tapaka sy niely be tamin'ny haino aman-jery nataon'olom-bitsy ho [an'ny filohan'ny fitsarana] mba hialany? Henoy ny lafiny roa amin'ny fanehoankevitra.

Libanona : Mafana Fo Nanakorontana Ny Fivoriana Niarahana Tamin'ny Mpanao Politika Sy Nitaky Endrika Ara-politika Tsaratsara Kokoa

"Tianay nolazaina tamin-dry zareo " Maimbo ianareo, efa lany daty ... nangalarinareo amin'ny alàlan'ny tsy famelanareo azy hifidy ny zon'ny vahoaka

Ny Antony Anoheran'ny Dokotera Sy Ny Mpianatra Ny Sekoly Tsy Miankina Hany Fianarana Ho Dokotera Any Sri Lanka

"Ho hita eo raha mbola hanohy hanaisotra ny zon'ny tanorantsika hanaraka fampianarana tsy miankina ho dokotera any Sri Lanka ireo Dokotera 'Mafia'"