Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Janoary, 2008
Kenya : Ny Kenya izay iriko
Diary written by Amudachi [Diry nosoratan'i Amudachi] no mizara izay anjara mba iriny ho azo avy amin'i Kenya: Part of the Kenya I want is a Kenya where politicians will...
Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?
Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the...
Amerika sy Shina : Martin Luther King sy Shina
Jeremiah Jenne dia mampahatsiahy ao amin'ny Granite Studio ireo teny nambaran'i Martin Luther King mikasika ny ady tany Vietnama sy Shina, izay heveriny fa fijery mbola mitombona mandrak'androany : They...
Taiwan sy Shina : Gadra an-tanàna afaka
Velabelarin’i Hsiang-Tai ny fiainan’ny gadra roa Hu Jia sy Zheng Jinyan izay eo ambany fitantanan’ny polisy miandraikitra ny filaminam-pirenena (tsy mitovy amin’ny teny hoe mitandro ny filaminana tsotra izany). Asongadin’ny...
Kioba : Fifidianana sy ethanol
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...
Kenya : Tao-tsaritanin'ireo aloka sy ireo hazavàna
Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com: One way to measure the continuing protest and unrest is to follow the story through Ushahidi, a citizen media site put together...
Kenya : Avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra
Bankele no manoratra ao amin'ny “avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra” : If ODM’s goal is to grind the country to a halt, it may take a while. With tax...
Repoblika Ivon'i Afrika : Nametra-pialana ny Praiministra
HDPT Central African Republic dia mitatitra ny fionganan'ny governemanta: Prime Minister Elie Doté of the Central African Republic resigned, together with his government, on Friday 18 January 2008, following two...
Japàna : Zom-pifidianana hoan'ireo vahiny ?
James no mitatitra ao amin'ny Japan Probe ny adihevitra mikasika ny fikasana hanome ny zom-pifidianana hoan'ireo vahiny any Japàna: An article published last week in the Yomiuri Shinbun reports that...
Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina
Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya: Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase...