Tantara mikasika ny Politika
Nomen'ny Fitsarana Tampony baiko ny fanjakana ao Nepal hampanara-dalàna ny fanambadian'ny samy lehilahy na ny samy vehivavy
Tamin'ny 2 Mey 2023, natao ho ara-dalàna tamin'ny baikon'ny Fitsarana Tampony tao Nepal ihany ny farany ny fanambadian'ny samy lahy na ny samy vavy taorian'ny fifandirana momba ilay lalàna nandritra ny taona maro.
Tatitra Unfreedom Monitor: El Salvador
Efa vita tatitra ankehitriny ny fikarohana Advox momba ny tsirefesimandidy ankihy ao El Salvador. Vakio ny tsonga ary trohy ny pdf feno.
Voampanga ho nanaparitaka vaovao diso ireo mpanohitra ara-politika any Kazakhstan
Mampiseho ny tsy fisalasalan'ny governemanta Kazakh amin'ny fanararaotana ny lalànany manokana, izay lazaina fa natao hiarovana ny olom-pirenena ireo tranga telo ireo, kanefa natao ho an'ny tombontsoany manokana mba hanakanana ny tsy fitovian-kevitra sy hitazonana ny fifehezana ny fitantarana.
Nahoana no zava-dehibe ny fifidianana ao Paragoay
Nahoana ny fifidianana any '-guay' (tsy ao anatiny i Orogoay) no zava-dehibe any Amerika Latina sy any ivelany.
Kamerona : Fahalalahana voageja
Arangarangan'ny fanjakana ny anjara andraikiny fahagola maha-mpiambina ny filaminam-bahoaka sy ny fandriampahalemana azy, saingy ataony tsinontsinona ny fahalalahana maneho hevitra
Tatitra Unfreedom Monitor: Kamerona
Efa vita anaty tatitra iray ankehitriny ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy ankihy ao Kamerona. Vakio ny tsonga ary trohy ny pdf feno amin'izany.
‘Nomenareo elatra aho’: Nisaotra ny mpankafy azy ilay Moldaviana tafakatra lalao famaranana tamin'ny Eurovision
Niaraka tamin'ilay mpihira avy ao Moldavia ity ny mpitendry mozika avy amin'ny firenena sivy hafa voafantina ho an'ny Famaranana Goavana: Kroasia, Soisa, Failandy, Tseky, Israely, Portiogaly, Soeda, Serbia ary Norvezy.
Tatitra Unfreedom Monitor: Hong Kong
Efa amin'ny tatitra izao ny fikarohan'ny Advox momba ny fitondrana tsirefesimandidy nomerika ao Hong Kong. Vakio ny ampahany ary trohy ny pdf feno.
Tatitra Unfreedom Monitor: Myanmar
Efa amin'ny tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fitondrana tsirefesimandidy nomerika ao Myanmar. Vakio ny ampahany ary trohy ny pdf feno.
Tatitry ny Unfreedom Monitor: Kazakhstan
Efa anaty tatitra iray izao ny valim-pikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao Kazakhstan. Vakio ny tsonga iray dia trohy ny pdf manontolo momba izany