Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Jona, 2024
Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ivelany (mpitsikilo)
Mihevitra hampandany lalàna momba ireo mpitsikilon'ny avy any ivelany i Tiorkia, izay naroso tao anatin'ny fehezam-pitsaràna faha-9
Mbola vitsy ny vehivavy mpitarika eo amin'ny sehatra politika thailandey. Inona no azo atao?
"Miasa fatratra mba hiady amin'ny fanilikilihana momba ny lahy sy ny vavy, hanatsara ny fari-piainan'ny vahoaka, ary ho lasa ohatra velona ho an'ny taranaka ho avy ny vehivavy mpitarika eo amin'ny politika eo an-toerana."
Indônezia : volavolan-dalàna momba ny fampielezampeo, mety heneritery ny asa fanaovana gazetim-panadihadiana sy ireo votoaty LGBTQ+
« ...Ny fihenàn'ny elanelana noho ny aterineto sy ny tambajotra sôsialy sy ny ady hisian'ny fitantananambola maharitra, ny fametrahana faneriterena bebe kokoa ho an'ny asa fanaovana gazety dia manakenda ny rivotra izay efa kely mba anananay »
Koryo-saram: Ny tantara lava sy mampalahelon'ireo Koreàna tao Rosia
Raha mifanatona ireo roa mpanao jadona, dia zava-dehibe kosa ny mampahatsiahy ny tantara mampalahelon'ireo Koreàna tao Rosia fony fitondran'ny Tsar, avy eo Sôvietika
Ny pi-mason'i Trump sy i Biden amin'ny vato Latinô
Sambany tao anatin'ny 250 taona, mety ho lakilen'ny fifidianana ny filohan'(i Etazonia) manaraka eo ny Latinô
Manomboka ny vanim-potoanan'ny doro ala ao Tiorkia
Asongadin'ireo tatitra momba ny firehetana fa tsy resaka afo mololo no niteraka ny afo, izay vetivety dia nihanaka noho ny maripàna ambony be sy ny rivotra nifofofofo
Fifidianana ho filohampirenena: Ny fomba nitadiavan'ny mpanohitra ao Môldavia ny kandidà iraisany
Tsy inoan'ireo manampahaizana ny hahavitan'ireo mpanohitra hanolotra hevitra iraisany ankoatra ny hevitra hoe 'hanilika ny filohampirenena ankehitriny'
Ahoana no handanjalanjan'i Shina ny fifandraisana amin'ny Rosiana sy amin'ny Eoropeana taorian'ny Vovonan'ny Fandriampahalemana tany Soisa?
Niantso fifampiresahana hafa momba ny fandriampahalemana i Shina taorian'ny Fihaonambe Soisa, saingy tsy manana marimaritra iraisana amin'ny fihaonana i Rosia sy Okraina.
Pretra Orthodoksa iray ao Kazakhstan miezaka manokatra fiangonana iray tsy miankina amin'ny Fiangonana Orthodoksa Rosiana
Ny manahirana raha jerena ny lalànan'i Kazakhstan, voarara ny mitory sy ny manao asa misiona raha tsy mbola nisoratra anarana.
Mihiakiaka i Nouvelle-Calédonie, ‘Azo ifanarahana ny zava-drehetra, ankoatra ny fahaleovantena’
"Tsy afaka ary tsy azo tohizana hobaikoana avy any Paris ny halaky sy ny lalana mankany amin'ny famahana am-pinamanana ny fanamby fialàn'i Kanaky-Nouvelle-Calédonie amin'ny fanjanahantany.."