Tantara mikasika ny Saripika

Miverina indray ireo voromaherimpaty ao Pokhara

  27 Jolay 2021

Na eo aza ny fihenan'ny isan'ny voromaherimpaty manerana an'i Azia Atsimo dia tafarina indray ireo vorona mpihaza tandindonin-doza any Nepal noho ny lalàna henjana kokoa sy ny tombokasa ataon'ny vondrom-piarahamonina.

Mikisaka koa ireo elefanta dia ao Nepal

Ny Tetezana - The Bridge  23 Jona 2021

Tamin'ity taona ity, angamba noho ny hetsiky ny olona tsy dia nisy loatra vokatr'ireo fepetra nandritra ny COVID-19, nikisaka tamin'ny làlany isantaona rehefa mifindra monina ireo elefanta avy any India mankany Nepal ka tonga dia nandeha nanitsy teo am-bohitra.