Tantara mikasika ny OLPC Orogoay tamin'ny Aogositra, 2018
Rising Voices: Tamberin'ny taona 2010

Taona feno hetsika ho an'ny Rising Voices sy ny fiarahamoniny ny taona 2010.
Antsafa niarahana tamin'i Pablo Flores

Ny andro taorian'ny nanoloran'i Pablo Flores ny famelabelarany tao amin'ny Ars Electronica Symposium momba ny teknolojia cloud sy ny fanabeazana dia afaka niresaka niaraka taminy nandritra ny minitra vitsivitsy izahay mba hamantarana bebe kokoa momba ny tetikasany sy ny taom-pialantsasatra nataony nandritra ny taona