Tantara mikasika ny nomad green tamin'ny Avrily, 2020
Nomad Green: Fifaninanana lahatsoratra famakafakana mikasika ny fahalotoan'ny rivotra
Mankahery ireo olontsotra mpanao gazety mba hanao tatitra mikasika ny fahasimban'ny tontolo iainana any amin'ny fireneny ny Nomad Green, ilay nahazo famatsiambola avy tamin'ny Rising Voices tao Mongolia. Natomboka tamin'ny 01 Janoary 2011 ny fifaninanana fanoratana lahatsoratra famakafakana mba hanomezana valisoa ireo olontsotra mpanao gazety sy mpandray anjara mendrika izany.