Tantara mikasika ny nomad green tamin'ny Desambra, 2010
Nomad Green: Amoron-tevan'ny faharavan'ny tontolo iainana i Mongolia
Ireo olon-tsotra mpampita vaovao ao amin'ny Nomad Green dia miezaka manentana mikasika ny fahasimban'ny tontolo iainana ao amin'ny firenen-dry zareo amin'ny fitodihana amin'ireo vahoaka Mongoliana sy ny mpamaky avy amin'izao tontolo izao. Taterin-dry zareo ny loza mitatao zakain'ny tontolo iainana ao Mongolia noho ny fiovan'ny maripana erantany sy ny ataon'ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...