Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Mozika

19 Mey 2019

‘Ireo Feo Ho An'ny Fiovaovàn'ny Toetrandro’ ao Jamaika, mozika no fitaovany hanelezana ny hafany

ONG iray mitsinjo lavitra mampiroborobo ireo fomba fanao voalanjalanja tsara hiarovana ny tontolo iainana amin'ny alàlan'ny fampandraisana anjara ny mpanakanto ao anatin'ny fanentanana manakaiky vahoaka iresahana ny fiovaovan'ny toetrandro.

14 Mey 2019

African music (#6)

Tsy mbalax ny gadona Soukous, sady tsy afro-funk , tsy rumba, tsy Ethio-jazz, tsy Afrobeat [...] tsy Merseybeat ny Metal

12 Avrily 2019

Rosia: Mahatsiaro ilay sangan'ny Rock ny bilaogera

Akon'ny RuNet

Ny 4 Febroary 2010, nankalaza ny daty nampalahelo ireo bilaogera Rosiana. Telo taona lasa izay, maty noho ny homamiadan'ny hazon-damosina i Ilya Kormiltsev [amin'ny teny Anglisy], iray amin'ireo poeta sy mpanoratra tononkira mana-talenta indrindra sy mampiadi-hevitra indrindra ao Rosia. Tamin'ny taona 2007, nanjary fahafatesana voalohany nalaza indrindra tao amin'ny RuNet ny...

02 Avrily 2019

PangeaDay: Ireo Lahatsary Hanovàna Izao Tontolo Izao Rehefa 10 May

10 may 2008 tamin'ny 6ora hariva GMT, lahatsary 24 no nalefa nandritra ny hetsika PangeaDay, avy aminà faritra enina, ary amin'ny fiteny fito samihafa eto an-tany, ho hita avy amin'ny Aterineto, fahitalavitra na finday, ka tokana ny tanjona : hahafantarana ny fiainan'ny hafa, hifantohana amin'izay mampitovy antsika, fa tsy izay...

11 Marsa 2019

‘Nahazo fivoriana roa ‘two sessions’ izahay: Lahatsary rap amin'ny teny Anglisy midera ny fivorian'ny antoko komonista

Namoaka horonantsary rap amin'ny teny Anglisy ny sampam--baovaom-panjakana Shinoa, Xinhua tamin'ny 4 marsa, horonantsary mampiroborobo ny "two sessions" isan-taona ao amin'ny firenena - ny Kongresy Nasionalim-bahoaka (National People's Congress -NPC) sy ny Komity Nasionaly momba ny Fihaonambe Fakan-kevitra Ara-Politikan'ny Vahoaka Shinoa (National Committee of the Chinese People's Political Consultative Conference-...

16 Janoary 2019

Ireo Feonkira Folo Tsara Indrindra Rehefa Krismasy Ao Trinidad & Tobago

Some seasonal songs from Trinidad and Tobago that are sure to put you in a Christmas kind of mood — and that you won't hear anywhere else! ....................Ireo hira sasantsasany mikasika ny vanim-potoana an'i Trinidad sy Tobago izay tsy mamela anao tsy hitoetra anaty hafaliana Noely - ka tsy ahenoanao...

11 Janoary 2019

Malawi: Fanehoankevitra momba ny fananganan-jaza faharoa an’i Madonna

Hahita ity firenena Afrikana ity ireo izay mbola tsy naheno mihitsy momba an’i Malawi, noho i Madonna fotsiny ihany, izay tsy mahafantatra ny anarany feno ny ankamaroan’ny olona. Toa faly ny ankamaroan’ny Malawita, mahita ireo ankizy mahantra natsangan’i Madonna, na dia eo aza ny ahiahy mety haterak’ity zava-miseho ity.

23 Desambra 2018

Ejipta: Olo-malaza tsy Mahay Miresaka

Nitatitra tantara roa nifanelanelana andro vitsivitsy i Bikya Masr mikasika ny hadisoan'ny olomalaza sy ny tsy fahaizany miserasera.

18 Desambra 2018

Ejipta: Ny Kianjan'i Tahrir, Nofinofy Kely Iray

Iray amin'ireo endriky ny revolisiôna niseho tao Ejipta ny fiainana andavanandron'ireo mpanao fihetsiketsehana teo an-kianja Tahrir. Nandritra ny roa ambinifolo andro, teo an-kianja izy ireo no nonina. Manaraka ny onjany manokana ankehitriny ny fiainana eo an-kianja Tahrir, ary ny fanantenana manjaka ao anatiny dia ny nofinofy kely iray.

13 Desambra 2018

Antsafa nifanaovana tamin'i Sherwin Noorian, mpiara-manorina ny Farsi Tube

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Farsi Tube na You Tube Iraniana izay natomboka tany Etazonia tamin'ny faran'ny taona (2006), dia nahasarika mpitsidika miisa 3.000 isan'andro, hoy ny mpiara-manorina azy, Sherwin Noorian. Amin'ny andavan'andro dia mety  hitombo 7.000 ny isan'ny mpitsidika  izay tonga hijery ny...