Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Desambra, 2017
Maneho Hevitra Momba Ny Vono Olona tao Virginia Tech Ny Tontolon'ny Bilaogy Maraokana
Andro vitsivitsy lasa izay, nitodika tany amin'ny vono olona tao Virginia Tech ny mason'izao tontolo izao; indrindra fa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, izay manamarika ny fifandraisana izay noezahin'ny Fox New natao teo amin'ny Silamo sy ny mpikomy Virginia Tech.