· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Janoary, 2008

Jamaika: Mpaminany sandoka

  04 Janoary 2008

“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i Stunner dia ny “tsy fitokisany velively izay lazain'ireo milaza tena ho mpaminany”. (hatrany ka hatraty io rahalahy a!) Janine Mendes-Franco

Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana

  04 Janoary 2008

Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.” Ndesanjo Macha

Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra

  03 Janoary 2008

Alda Inacio [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”. Paula...

Shina: Topi-maso amin'ny Net

  02 Janoary 2008

Nandika lahatsoratra avy amin'ny Southern Weekend milaza ny fahombiazan'izy ireo  noho ny fahazoambaovao amin'ny alalan'ny aterineto i ESWN. Oiwan Lam

Alzeria: Fitsapana ny hevitry ny mpijery momba ny fanapoahana baomba

  01 Janoary 2008

Nouri izay mpamaham-bolongana Alzeriana no milaza ny heviny  mametraka adihevitra Momba ny fitsapana ny hevitry ny mpanaraka ny haino aman-jery Al Jazeera ao an-toerana. Ny fanontaniana napetraka tamin'ny aterineto tamin'izany moa dia hoe ankasitrahan'ny mpanaraka azy ve ny fanapoahana baomba any Alzeria sa tsia,[ ary nataony tsy mahagaga moa raha...