Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2019

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Mey, 2019

Nobaikon'ny manampahefana ogandey haaton'ny sehatra media miisa 13 amin'ny asany ireo ekipa mpitati-baovaon'ny olomalazan'ny fanoherana

Nandrahona avy ao ny UCC hanao hetsika hamelezana ireo tranom-baovao tsy manaiky ny hanaraka ny baiko, izay tonga hatramin'ny fampanantenana hanafoana ny lisansa na hotapahina vonjimaika ny programan-dry zareo.

Nofoanana tampoka ny fanasana hiantsafa tamin'ny fandaharana fahitalavi-panjakana rosiana fa hay vehivavy ny filoha tale jeneralin'ny orinasa BlablaCar

Mbola lavitra ny lalan'i Rosia eo amin'ny resaka fitovian'ny lahy sy ny vavy.

Nitana sy nandroaka ilay mpitarika mpiaro ny zon'olombelona Ogandey hiverina any Oganda ny manampahefana Tanzaniana

Nanambara ny Human Rights Watch fa nahitana "fisongadinana fijotsoana tamin'ny fanajana ny fahalalahana miteny, mikambana ary mivory" i Tanzania teo ambany fitondran'ny filoha John Magufuli.