Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Septambra, 2017
Bangladesh: Ny Lalàna Mikasika Ny Fananàn'ny Fahavalo Sy Ny Tondradrano
Nanodinkodina ny lalàna tamin'ny alalan'ny fanampian'ireo manampahefana mpanao kolikoly ato amin'ny fanjakana ireo mpampanjana-bola mba hakàna ny fanànan'ireo tompony ...tamin'ny fanondroana azy ireny ho toy ny « fahavalon'ny Fanjakana ».
HiperBarrio: Tantara Eo Antoerana, Mpihaino Manerantany.
Mamandriha rakipeon'ny Global Voices amin'ny alalan'ny fikitihana na iza na iza amin'ireo rohy ato anaty lahatsoratra.
Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray
Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.
Manapariaka Ny Bilaogy Aty Afrika Amin'ny Alàlan'ny Onjampeo
Mety miahiahy angamba ny mpihaino sasany - "be pitsony loatra ny famahanana bilaogy ... aiza ny fahafahana hifandraisana, mbola lafo vidy ny aterineto, " izany no fanehoan-kevitry ny mpihaino iray - kanefa mampiseho ny fandaharan'ny Onjampeo BBC World Tambajotra Afrika fa zava-misy ary anisan'ny miroborobo ny famahanana bilaogy eto Afrika .
Ny Fiainana (Virtoalin'ny) Toniam-Paritra
Mandefa ny rakipeo momba ny asany antserasera ny toniam-paritra GVO any Azia Atsimo.
Salvador Adame No Mpanao Gazety Fahafito Novonoina Tao Meksika Ny Taona 2017
"Tsy maty ny Fahamarinana raha vao mpanao gazety iray no vonoina"
Bilaogera Saodiana Naneho Hevitra Mikasika Ny Fisamborana Ilay Mpanoratra
Araka ireo bilaogy sy fifanakalozan-kevitra Saodiana maro, nosamborin'ny manampahefana Saodiana ilay manam-pahaizana Islamika Dr. Mohsen Al-Awaji, taorian'ny famoahany lahatsoratra tao amin'ny tranonkala, izay nanakianany an'i Ghazi Al-Gosaibi, minisitry ny asa.
Nosakanana Ny Bilaogy Shinoa Malaza Miisa Telo
Voasakana ny BSPs an'ny bilaogera Shinoa malaza miisa telo, anisan'izany ny an'ny iray amin'ireo bilaogera malaza indrindra ao amin'ny firenena sy ny mpandresy tamin'ny DW Bilaogy Tsara Indrindra , Milk Massage .
Kambodza : Meteza Ho Voalohany Amin'ny Fitantaràna
Andraso... Tsy ilay oniversite Harvard malaza be ity fa ny sekoly ambarataonga faharoa Hard Word. Tena tsy fantatro ny antony nanaovany ny anarana hoe "Hard Word".
Nikatona ny Cambodia Daily Rehefa Nandrahona Azy Hampandoa Hetra Mihoa-Pampana ny Governemanta

"Nanary ny endrika manandanjan'ny fimaroan'ny fampitam-baovao ao amin'ny ny Fitondrana Entim-Panjaka. Nanary ny kianja fanazarantenan'ny mpanao gazety Khmer. Nanary ny jirobe iray fahazavan'ny fahalalaham-pitenenana."