Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Septambra, 2016
Inona no Mitranga Ao Gabon?
Nipoaka ny fifandonana teo amin'ny polisy sy ny mpanao fihetsiketsehana, taorian'ny fiampangana hoso-pifidianana tao Gabon.
Tsy Mahatsiaro Tena Ilay Mpanao Gazety Alzeriana Nogadraina Roa Volana Taorian'ny Fitokonana Tsy Nihinan-kanina
Nanomboka nanao fitokonana tsy hihinan-kanina i Mohamad Tamalt tamin'ny 27 Jona ho fanoherana ny fisamborana sy ny fanagadrana azy . Any am-ponja izy noho ny faniratsirana an-tserasera ny Filoha Alzeriana.
Fiampangana Vaovao Mitambesatra Amin'ny Filoha Meksikana
Namoaka fanadihadiana ilay mpanao gazety malaza Carmen Aristegui fa nanao hala-tahaka ny filoha Meksikana tamin'ny asa-karoka nahazoany diplaoma tamin'ny sampana lalàna teny amin'ny Oniversite
Breziliana Iray Mpitsara Milaza Fa Tomponandraikitra Tamin'ny Nahavoatifitry ny Polisy Azy Teo Amin'ny Masony Ilay Mpakasary
"Fotoana hafa mahamenatra sy feno habibiana amin'ny herisetra ara-pitsaràna atao amin'ireo niharan'ny herisetran'ny polisy, ny fanapahankevitr'ilay mpitsara, Olavo Zampol Júnior."
Aleon'ny Akademiam-Panjaka Espaniola ” Ny Lehilahy Rehetra ” Toy izay Ny ”Lehilahy Sy Ny Vehivavy Rehetra”
Tsy manaiky ny fampiasana ny maha-lehilahy sy ny maha-vehivavy toy ny ao anatin'ny fomba fiteny ''ny lehihaly rehetra sy ny vehivavy rehetra '' ny Akademiam-Panjaka Espaniola, ka mahatonga ireo fanehoankevitra maro ao amin'ny tambajotra sosialy.