2024, fotoam-pifidianana efa ho roapolo no nanamarika azy tao AfrikaFirenena roa mampiasa sy miteny frantsay no nanemotra amin'ny daty tsy voafaritra ny fifidianan ho amin'ny 2025 Mpanoratra Jean Sovon Nandika avylavitra29 Desambra 2024
Tsipika iray vaovaon'ny fifandonana mikisaka avy any Donbass any Okraina mankany Sahel ao MaliNotapahan'i Mali, Borkina Fasô ary Nizera ny fifandraisany ara-diplaomatika amin'i OkrainaMpanoratra Bénin Intelligent, Arnauld Kassouin, Jean Sovon Nandika Sylvia Aimée26 Desambra 2024
Fitsimbadihan'ilay vondrona fiarovantena ao Lakurawa, ambana vaovao ho an'ny fandriampahalemana ao Afrika AndrefanaMiroborobo amin'ny alàlan'ny fitrandrahana ireo fanaintainana ara-toekarena sy sôsialy ilay vondronaMpanoratra Arnauld Kassouin Nandika avylavitra26 Desambra 2024
Tamin'ny resaka an-databatra tao Accra; manampahaizana avy amin'ny anjerimanontolo manasongadina ny fironana ho any amin'ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery manerana an'i AfrikaSadasada ny toetry ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery ao AfrikaMpanoratra Jeslyn Lemke Nandika Ornella24 Desambra 2024
Ao Azerbaijan, lasibatry ny manampahefana indray ny mpanao gazety, nosamborinaAndiam-pisamborana nanangonana ireo mpanao gazety sy mpikatroka ho manao trafika sy maka vola an-kafetsenaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo19 Desambra 2024
Ny fiantraikan'ny fandrahonana ho faty, ny fahaverezan'asa, ary ny tsy fisian'ny fiarovana an'ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaTopimasso amin'ny fiampangàna ireo tsy ara-dalàna sy ny fiarovana ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaMpanoratra Pamela Ephraim Nandika Ornella18 Desambra 2024
Miely patrana ny sarimihetsika iray fanadihadiana mitondra zava-baovao momba ny valanaretina VIH ao RosiaEfa 13 tapitrisa izao ny jery azon'ilay sarimihetsika ao amin'ny YouTubeMpanoratra Filip Noubel Nandika (fr) i Laila Le Guen, Sylvia Aimée16 Desambra 2024
Rosiàna mpanao gazety miaina an-tsesitany, nitafa tamin'ny filoha MôldavyManinona no lazain'i Maia Sandy hoe hevitra tsara izany?Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika Imanoela Fifaliana14 Desambra 2024
Mbola mandrahona ny asan'ny mpanao gazety manerana an'i Azia Atsimoatsinanana ny tsimatimanotaMbola mifikitra ao amin'ny faritra ny fanaovana antsojay, ny famelezan'ny fanjakana, ny fihazonana an-tondromolotra, ny famonoana ny fampitam-baovaoMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo12 Desambra 2024
Kameroney iray mpanao gazety, mamerina manoritsoritra ao anaty fanadihadiana iray ny tontolon'ny krizy pôlitika Ivoariàna tamin'ny 2010-2011Tamin'ny 2010, kandidà roa no nekena ho mpandresy tamin'ny fifidianana ho filohampirenenaMpanoratra Jean Sovon Nandika Imanoela Fifaliana11 Desambra 2024