Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jona, 2024
Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ivelany (mpitsikilo)
Mihevitra hampandany lalàna momba ireo mpitsikilon'ny avy any ivelany i Tiorkia, izay naroso tao anatin'ny fehezam-pitsaràna faha-9
Indônezia : volavolan-dalàna momba ny fampielezampeo, mety heneritery ny asa fanaovana gazetim-panadihadiana sy ireo votoaty LGBTQ+
« ...Ny fihenàn'ny elanelana noho ny aterineto sy ny tambajotra sôsialy sy ny ady hisian'ny fitantananambola maharitra, ny fametrahana faneriterena bebe kokoa ho an'ny asa fanaovana gazety dia manakenda ny rivotra izay efa kely mba anananay »
Tandindonin-doza ny fahalalahan-gazety ao Guinée
Mbola mizaka mafy ireo karazam-pamerana fahalalahana ny tontolon'ny asa fanaovan-gazety hatramin'ny nisian'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2021. Tsy manampy ny mpanao gazety amin'ny asany izany toe-javatra izany.
“Poisson-chat” faran'izay mpiremby mandoza avy any Amerika Atsimo, nikisaka any amin'ny ranon'i Nepal
Mety ho loza goavambe mitatao ho an'ny trondro zanatany any amin'ireo renirano any atsinanan''i Népal ireo "poisson-chat" misoratsoratra be dia be avy any amin'ny Reniranon'i Madeira any Amerika Atsimo,
Fanombohana fanadihadiana mba hisarihana ireo vehivavy mpanao gazety ho any amin'ny vatsim-piofanana ao Borkina Fasô, Senegaly ary Tôgô
Nahita fahombiazana lehibe teny anivon'ireo vahoaka afrikàna eny ifotony ireo fanadihadiana notontosain'ireo nahazo vatsy fahiny, ary nisy nahazo loka goavana ny sasany tamin'ireo mpanao gazety.
Fahafinaretana isanandro ho an-dry zareo Bangladeshis ny dite, na zava-tsarotra goavana aza no atrehan'ireo mpiasa eny amin'ny toeram-pambolena
Ho an'ny ankamaroan'ireo Bangladeshis, midika fiainana sambatra ny dite, fa ho an'ireo mpiasa mpamboly dite kosa, midika hoe ny ravin-dite ampiarahana amin'ny vary no hany azon-dry zareo atao sakafo noho ny karama varimasaka raisin-dry zareo
Ao Maoritania, tontolo mozikaly iray manintona eo anelanelan'ny fombandrazana sy ny fanavaozana
Mbola mifamatotra amin'ny soatoavina nentindrazana ny famokarana mozika any Maoritania, ary miezaka mafy ireo mpanakanto ny hitahiry io lova io manoloana ny dindon'ny mozika maoderina
Antsafa voalohany nataon'ny filoha Zelenskyy niaraka tamin'ny gazety tao Azia Afovoany, mampitandrina ny amin'ny fisariana zoro amin'i Rosia
Antsafa tonga tao anatin'ny fotoana nampizarazara an'i Azia Afovoany momba ny fanehoankeviny manoloana ilay ady ao Okraina
Manakaiky ireo mpitondra mpanao jadona ny filoha Aliyev
Tao anatin'ireo tranga rehetra ireo, vitan'ny governemanta Azerbaijani sy ny lehibeny ny nanatanteraka fifandraharahàna ara-bola mampiahiahy sy nametraka fifamatorana vaovao no sady namoritra ny fahalalahana