Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Oktobra, 2018

04 Oktobra 2018

Masoarabo: Misaona an'i Mahmoud Darwish

Nisaona ny fahafatesan'ilay poeta Palestiniana Mahmoud Darwish androany ny bilaogera manerana ny tontolo Arabo. Lahatsoratra marobe no nivoaka an-tserasera tamin'ny teny Arabo sy Anglisy talohan'ny nanamafisana ny  vaovao ofisialy momba ny fahafatesany.

03 Oktobra 2018

Afrika: Manamarika ny andro manerantany miompana amin'ny SIDA amin'ny alalan'ny tononkalo

Mibilaogy ireo bilaogera ho fanamarihana ny andro manerantany momba ny SIDA