· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Fandrahonana-lalàna tamin'ny Avrily, 2019

Iran: Nogadraina 14 taona an-tranomaizina ilay bilaogera

GV Mpisolovava  28 Avrily 2019

Nitatitra ny bilaogera marobe fa voasazy higadra 14 taona an-tranomaizina i Mehdi Khazali, bilaogera sady mpanao matoandahatsoratra. Voasazy amin'ny kapoka karavasy in-90 ihany koa ity bilaogera ity. Azony atao ny mampakatra fitsarana amin'ity sazy ity.

Koety: Nampijaliana noho ny siokan'olon-kafa

GV Mpisolovava  15 Avrily 2019

Nahamarika izy ireo raha nandeha ny fampijaliana fa namoaka sioka tamin'io fotoana io ny kaonty Twitter izay niampangan'izy ireo azy raha mbola tany am-pigadrana izy ary nanapa-kevitra ny hampiato ny fampijaliana noho izany ny polisy ary niampanga azy ho nanao fihetsiketsehana tsy ara-dalàna tahaka ireo mpanao fihetsiketsehana hafa.

Ireo pejinay momba an i Fandrahonana-lalàna

Fandrahonana fanenjehana eny amin’ny fitsaràna