Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2019

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Oktobra, 2019

Mandinika indray ny Lalàna mifehy ny Fikomiana ny fitondrana Trinite & Tobago

Ny ilaina dia fanavaozana maika ny lalàna mba handraisana ny fikasana hikomy amin'ny alàlan'ny fampidirana fepetra manokana fa ny hetsika sy ny fanambarana voaràra dia tsy maintsy ireo izay mandrisika an-katerena ny fihetsika mahery setra amin'ny fanjakana, ny governemanta na ny lalàmpanorenana.