· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Febroary, 2019

Nahazo fanakianana ny politika Saodiana amin'ny famahanana bilaogy

GV Mpisolovava  07 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2011 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Niatrika fanakianana sy fanaraha-maso efa hatry ny ela i Arabia Saodita noho ny tsy namelany ny haino aman-jery ao amin'ny firenena sy ny vahoaka haneho ny heviny tsy misy tahotra fanenjehana. Azo inoana fa hitombo ankehitriny ny fitsikerana satria...

Voasakana tany Goatemala ny WordPress.com

GV Mpisolovava  02 Febroary 2019

Manaiky ny zon'ny fahalalahana maneho hevitra amin'ny alalan'ireto teny manaraka ireto ny andininy faha-35 ao amin'ny Lalàm-panorenana Politika ao amin'ny Repoblikan'i Goatemala. Saingy, ankehitriny (2009) anefa dia toa tsy miraharaha ireo lalàna ireo ny mpamatsy tolotra aterineto.