Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Novambra, 2018
Mumbai sy ny horohoro: Ny ampitso
Nanaitra ny firenena iray manontolo ny fanafihana tamin'ity halehibeny ity. Raha tsy vahiny amin'ny fipoahana baomba sy fanafihan'ny mpampihorohoro i India, dia tsy nampoizina ny toe-javatra momba ny takalon'aina naharitra ela be tao amin'ny toerana malaza iray. Ny fanodinana ny zotra-piaramanidina tamin'ny taona 1999 no takalon'aina farany notantaraina betsaka.
Iray no maty tany Sri Lanka tao anatin'ny krizin-dalàmpanorenana
Nitarika fahafatesana mpanao fihetsiketsehana iray tao Colombo ny ady fahefana teo amin'ny praiminisitra Sri Lankey voaroaka sy ny praiminisitra vao notendrena.
Netizen Report: Miely manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara ny hetran'aterineto — ary mampangina olompirenena

Milaza ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.