Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Janoary, 2018
‘Raha Tsy Manohitra Ny Jadona Aho, Mbola Olona Ve?': Shinoa Mpikatroka Nohelohina Higadra Valo Taona
Nanomboka tamin'ny 2008 i Wu Gan, fantatra kokoa amin'ny solonanarany “Mpanimbinkena Faran'izay Fatritrany”, no efa navitrika tao anatin'ny faribolan'ireo Shinoa mpikatroka ho an'ny zon'olombelona
Netizen Report: Nosakanan'ny Manampahefana Iraniana Ny Tranonkala Iraisampirenena Sy Ny Sehatra Fandefasan-kafatra
Ny Netizen Report an'ny Global voices Advocacy dia manome topimaso iraisampirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany.
Goiana: Akon Indray
Nanao ny fanaony indray i Akon - namorona resabe tao Karaiba. Tamin'ity indray mitoraka ity, i Goiana no toerana nosafidiany. ireo blaogera Goiane no nandika an'ity fisafoakan'i Akon ity ho toy ny fampisehoana ny tsy fitiavana mifangaro aman'olona ananan'ilay mpihira
Arabia Saodita : Vely Karavasy Miisa 1500
Nanameloka ilay dokotera Egyptiana Raouf Amin 15 taona an-tranomaizina sy vely karavasy in-1.500 i Arabia Saodita noho ny fanomezana ny printsy vavy Saodiana ny fanafody mampiankin-doha raha mbola niasa tany amin'ny hopitaly Saodiana iray izy.
Ekoadaoro: Fanendahana Tao Anaty Bus Tany Guayaquil
Zava-misy isan'andro ho an'ny Ekoadaoreana maro, na eny an-dalambe na amin'ny fiainana andavanandro ny heloka bevava . Araka ny nasehon'ilay bilaogera José Andrés López Alvarez, izay nanatri-maso ny heloka bevava iray raha tao anaty bisy tao an-tanàndehiben'i Guayaquil izy.
Shina : Fifandonana Manodidina Ny Famokarana Herinaratra
Misy toerana betsaka ao amin'ny faritra, maninona no tena misisika mafy ry zareo hoe eny akaikin'ny sekoly sy toeramponenana no hanorenana ilay toby famokarana herinaratra?
Mpanao Lalàna Ao Taiwan Mety Haongana Noho Ny Fanohanany Ny Fanambadian'ny Samy Lahy sy Vavy
Manao fampielezan-kevitra mba hanongana mpanao lalàna noho ny fanohanana ny fanambadian'ny samy lahy sy samy vavy ny sasany ao amin'ny Fiangonana Presbyterian ao Taiwan, miteraka adihevitra goavana sy antso ho an'ny fanavaozana izany.
‘Nandresy ny Fitiavana Androany Satria’ Notsipahin'ny Fitsarana Indoneziana Ny Fitakiana Hanamelohana Ny Firaisan'ny Samy Lahy sy Samy Vavy
Nolavin'ny Fitsarana momba ny Lalàmpanorenana Indoneziana (Mahkamah Konstitusional na MK) ny fangatahan'ny vondrona Islamika mpandala ny nentim-paharazana mba handràra ny firaisana ara-nofo ivelan'ny fanambadiana sy ny firaisana ara-nofo eo amin'ny samy lahy na samy vavy.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...