Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Oktobra, 2017
Malezia: Manambara Ny Fanavaozana ny Lalàna Momba Ny Sivana Sy Ny Fahalalahana Maneho Hevitra Ny Governemanta
Nanao izay nahagaga ny Praiminisitra Maleziana Najib Tun Razak tamin'ny Andron'ny fetim-pirenena, tamin'ny nanambarany ny fanavaozana ireo lalàna niteraka resabe mifandraika amin'ny fiarovam-pirenena, ny sivana ary ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fivoriana.
Mitantara Ny Zavatra Niainany Tamin'ny Famonjàna Azy Ireo Iraniàna Bilaogera
Tsy mbola nifonja mihitsy i Jomhour nefa mitsikera ireo fiaikenkeloka an-terisetra any amin'ireo fonjan'i Iràna [Fa]. Hatramin'ireo andro voalohany nisian'ny revolisiona Iraniana, maro ireo olona no noterena hiseho fahitalavitra sy hanao fanambaràna.
Thailandy: Fandrahonana sy Fanitsakitsahana ny Fahalalahan'ny Aterineto
Notaterin'i Aim Sinpeng fa nitohy ny fanivànana aterineto ao Thailandy na eo aza ny fandresen'ny mpanohitra nandritra ireo fifidianana farany teo. Tohizan'ny governemanta ny fibahanana traonkala an'arivony noho ny fanitsakitsahana ny lalàna ao an-toerana. Marobe ihany koa ireo bilaogera no nosamborina fa nolazaina ho nanevateva ny fianakavian'ny mpanjaka.
Ny Fisantarana Andraikitry Ny Olom-pirenena Shiliana
Mirongatra ny heloka bevava. Leo ny mponina. Olona iray tratran'ny fandrobana mitam-piadiana izay nitranga roa herinandro lasa izay tao an-drenivohitra no nanombohan'ny hetsika ara-tsosialy manohitra ny heloka bevava.