Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Avrily, 2011
Nanangana Fikambanana ( BAKE) ny Bilaogera Kenya.
Tamin'ny Zoma 25 Martsa, Bilaogera Kenyana maromaro no nanao fivoriana tao an-drenivohitr'i Kenya Nairobi, noho ny fananganana fikambanana vaovao BAKE ( Bloggers Association KEnya) (Fikambanana Bilaogera Kenya). Fivoriana fahaefatra notontosain'ny bilaogera...
Mampifanolana an'i Etazonia sy Bolivia ny ravina kôka tsakoina
Mitana ny laharana fahatelo maneran-tany i Bolivia raha ny resaka famokarana kôka no jerena araka ny tatitra momba ny zavamahadomelina navoakan'ny firenena mikambana tamin'ny taona 2010, kanefa tsy avy hatrany...
Côte d'Ivoire: Ara-Dalàna Ve Ny Fitsabahan'ny Avy Any Ivelany?
Mety ho tonga amin'ny dingana farany ao Abidjan ato ho ato ny ady ho amin'ny fahefana ao Côte d'Ivoire, toerana nanombohan'ny Tafika Repoblikana (FRCI) manohana an'i Alassane Ouattara ny fanafihany an'ireo toerana nofehezin'ny tafik'i Laurent Gbagbo, tamin'ny Alatsinainy 4 Aprily. Nirotsaka an-tsehatra ny Firenena Mikambana sy ny Tafika Mitam-piadiana Frantsay, ary resahana betsaka any anivon'ny aterineto ny maha-ara-dalàna na tsia an'izany.