· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Janoary, 2008

Faritry Balkan : topimasom-boky

  12 Janoary 2008

Greater Surbiton no milaza ny topimaso ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte ao amin’ny Tribonaly heloka bevava iraisam-pirenena ho an’i Yogoslavia teo aloha(ICTY), […] olona ambony voalohany tao amin’ny ICTY nanoratra boky...

Jamaïka : Hitia bebe kokoa

  12 Janoary 2008

Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade : Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens. Violence? Lost business? Hurricane? Argument? Crime? They all occur in a stream of events, in which I am learning to simply love. “Ankehitriny, tena...

St Vincent les Grenadines: Mozika meloka

  10 Janoary 2008

“ Noho ny fisian’ny famonoana olona 36 voaisa tamin’ny herintaona dia hita fa ny zavatra tadiavinay farany indrindra (izany hoe ny zavatra halanay) dia mpihira manindrahindra ny fiainan-jiolahy” Izany no lazain’i Abeni momba ny “Asan’ny mozika mandrisika ny maivan-doha” rehefa naheno ny vaovaon’ny fandraràna mpihira iray tsy hihira any St...

Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava

  10 Janoary 2008

“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.

Sodana : Mpiblaogy Aotrisiana miblaogy ny nitazonana azy

  09 Janoary 2008

Ingahy Thomas Hirschvogel mpiteti-tany Aotrisiana dia mitantara momba ny nitazonan'ny manam-pahefana azy tany Sodana nohon'ny fiheverana azy ho mpitsikilo : « well, the postcards didn't cause any troubles, but the articles about the former rebel groups definetly did. it was just soooooooo stupid to carry them in my luggage. they...

Isiraely: Gilad Shalit atakalo gadra nahalatsa-dra

  08 Janoary 2008

Gilad Shalit dia ilay miaramila isiraeliana iray voasambotry ny mpitolona Palestiniana teo ampiampitana sisintany tamin’ny 25 jona 2005, ary notazonin’ny Hamas nanomboka hatreo. Efa maromaro ihany ny fanelanelanana diplomatika hifanakalozana babo eo amin’ny Hamas sy Israel fa gadra palestiniana anjatony no takiana hanakalozana an’i Gilad. Dia namepetra ny isiraeliana fa...

Jamaika: Mpaminany sandoka

  04 Janoary 2008

“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i Stunner dia ny “tsy fitokisany velively izay lazain'ireo milaza tena ho mpaminany”. (hatrany ka hatraty io rahalahy a!) Janine Mendes-Franco

Ezipta: Nolavina ny fitoriana hisakana vohikala

  03 Janoary 2008

Resy tao amin'ny fitsarana ny Mpitsara Abdel Fattah Mourad, izay niangavy ny hanakanana (mis au ban) bolongana sy vohikala toriany ho manala baraka ny firenena ary manohintohina ny tombotsoan'i Ezipta. Tamin'ny 27 Desambra 2007, no navoakan'ny fitsarana amin'ny ady amin'ny fanjakana ny didim-pitsarana mandà ny fitoriana ary nanohanan'ny fitsarana ny fahalalaham-pitenenana aty amin'ny aterineto....

Hong Kong: ny nampisy adihevitra indrindra: OAT

  02 Janoary 2008

Raha inoana izay nosoratan'i Ben Ng, izay mazoto indrindra amin'ny famahanam-bolongana ao Hong Kong, dia ny fametrahan'ny Tribonaly no lahatsoratra mampiseho vetaveta no nampisy resaka indrindra tamin'ny tontolom-bolongana tao Hong Kong tamin'ny taona 2007 (resiny noho izany ny fifidianana filohan'ny mpanatanteraka vao haingana teo). Ny tamin'ny herintaona (2006) moa dia ny Uncle Bus...

Shina: Tsy ampandraisana anjara amin'ny fahazoan-doka ny filma erotika

  02 Janoary 2008

Tsy eken'ny sampan-draharaha Shinoa miandraikitra ny Radio, ny Filma (lahatsary)  ary ny Televiziona (SARFT) hampidiriana hahazoana loka hozaraina any Shina izay nandray anjara tamin'ny fanantontosana lahatsary somary maneho firaisana ara-nofo na dia tsy hita mivantana aza izany, tafiditra amin'izany na ny mpilalao fototra na ny mpanatontosa (tsy hita anaty lahatsary aza)....