Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Aogositra, 2024
Ao Tiorkia, tafa an'arabe nandefasana olontsotra iray ho any am-ponja
Ny "faniratsiràna filoha" sy "fandrisihana fifankahalàna ary fifandrafesana eny anivon'ny vahoaka" no roa isan'ireo vesatra mahazatra anenjehan'ny governemanta ao Tiorkia ireo mpitsikera.
‘Tsy manana na inona na inona afa-tsy ny fonay sy ny sainay izahay’: Vietnamiana mpikatroka voaheloka higadra dimy taona
"Ny hany zavatra nataonay dia ny manao zavatra mifanaraka amin'ny feon'ny fieritreretanay, milaza ny eritreritray, ny fanirianay, ny hetahetanay."
Fitsipika fakana lisansa media sosialin'i Malayzia: fiarovana anjotra sa sivana?
"Tsy tokony voatery ny fahazoan-dalana sehatra media sosialy, tsirefesimandidy sy hametraka loza miantona amin'ny zo demôkratikantsika hitsikera na hanontany ny governemanta."
Ny fomba fanomezan'i Barbados voninahitra ireo zokiolona feno zato taona ao aminy
Manan-tarazo mankalaza ny zokiolona sy manao azy ireo hahatsapa ho voatokana sy tsy voahilika i Barbados, fa toe-javatra mampanahy ny herisetra atao amin'ny zokiolona.
Mitodi-doha any Shina ireo mpiantsenan'i Hong Kong fa any mora kokoa
Tsy nisy vokany firy ny ezaky ny governemanta Hong Kong hampiroborobo ny fizahantany sy ny fanavotana ny toekarena marefo an'i Hong Kong.