Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Jona, 2024
Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ivelany (mpitsikilo)
Mihevitra hampandany lalàna momba ireo mpitsikilon'ny avy any ivelany i Tiorkia, izay naroso tao anatin'ny fehezam-pitsaràna faha-9
Indônezia : volavolan-dalàna momba ny fampielezampeo, mety heneritery ny asa fanaovana gazetim-panadihadiana sy ireo votoaty LGBTQ+
« ...Ny fihenàn'ny elanelana noho ny aterineto sy ny tambajotra sôsialy sy ny ady hisian'ny fitantananambola maharitra, ny fametrahana faneriterena bebe kokoa ho an'ny asa fanaovana gazety dia manakenda ny rivotra izay efa kely mba anananay »
Pretra Orthodoksa iray ao Kazakhstan miezaka manokatra fiangonana iray tsy miankina amin'ny Fiangonana Orthodoksa Rosiana
Ny manahirana raha jerena ny lalànan'i Kazakhstan, voarara ny mitory sy ny manao asa misiona raha tsy mbola nisoratra anarana.
Mitolona ho amin'ny fahatsiarovana ny fandripahana tao amin'ny Kianjan'i Tiananmen 4 Jona 1989 i Hong Kong
Nanomboka nanolotra ny fijoroany ho vavolombelona/fahatsiarovana manokana momba ny fahatsiarovana ny 4 Jona nanomboka ny 30 Aprily 2024 i Chow — manamarika ny fanisana 35 andro ho an'ny tsingerintaona faha-35n'ny famoretana ny 4 Jona 1989 tany Shina ny daty.