Tantara mikasika ny Antsafa
Fanontaniana sy valiny nifanaovana tamin'i Cynthia Amoaba sy ny asany hampivoatra ny fiteny voajanahary ao Ghana

Tamin'ny alalan'ny fisantaran'andraikitra Ghana Natural Language Processing, i Cynthia no niezaka ny hampitombo ny fisian'ny fiteny Ghaneana amin'ny habaka ankihy,.
Fantaro i Prasanta Hembram, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Santali avy ao India

Prasanta Hembram dia miasa mba ho betsaka kokoa ety anaty aterineto ireo loharanon-kevitra, votoatim-panabeazana, ary fampiasa azo raisina amin'ny fiteny Santali.
Fantaro i Alhassan Mohammed Awal, mpikatroka ho an'ny fiteny Dagbani

Avy ao Ghana, niasa hatrany nizara fahalalàna tamin'ny alàlan'ny fitenindreniny i Alhassan Mohammed Awal, nampiasàny ny Dagbani tamin'ireo tetikasa Wikimedia.
Fanontaniana sy valiny ifanaovana amin'i Beñat Garaio, mpikatroky ny fiteny Basque

Ao amin'ny Firenena Basque ao Espaina, miasa i Beñat Garaio amin'ny fampiroboroboana ny teny Basque amin'ny alalan'ny fikarakarana fisantaran'andraikitra sy lanonana, fifaneraserana amin'ireo vondrom-parahamonina ampielezana ary fandraisana anjara amin'ny hetsika fanohanana akademika (oniversitera)
Fanontaniana & Valiny niarahana tamin'i Silvia Cebolla, mpikatroka ho an'ny fiteny Aragonezy

Avy any Aragón, Espaina, nampitomboin'i Silvia Cebolla ny fahitàna ny fiteny aragonezy, amin'ny maha-mpanolotra fandaharana anaty fahitalavitra azy, sy maha-mpikarakaraka sakafo "vegan" ao amin'ny YouTube, ary amin'ny alàlan'ireo hetsika maro hafa ety anaty aterineto ho fampiroborobana ilay fiteny.
Fantaro i Daniel Abugre Anyorigya, mpikatroka ho an'ny fiteny Gurene

Avy any Ghana i Daniel Abugre Anyorigya, mizara ny fahalalany amin'ny fitenindrazany, ny Gurene, amin'ny alàlan'ireo tetikasa Wikimedia.